Asan’ny Apostoly 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nisy Jiosy avy tamin’ny firenena rehetra ambanin’ny lanitra, nivahiny tao Jerosalema+ tamin’izay. Olona natahotra an’Andriamanitra izy ireo. Asan’ny Apostoly Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:5 w15 1/12 11; ip-2 408-409; w89 15/6 25 Asan’ny Apostoly Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:5 Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/2015, p. 1115/6/1989, p. 25 Faminanian’i Isaia II, p. 408-409
5 Nisy Jiosy avy tamin’ny firenena rehetra ambanin’ny lanitra, nivahiny tao Jerosalema+ tamin’izay. Olona natahotra an’Andriamanitra izy ireo.