Eksodosy 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary notantarain’i Mosesy tamin-drafozany izay rehetra nataon’i Jehovah tamin’i Farao sy Ejipta noho ny amin’ny Israely,+ mbamin’ny fahoriana rehetra nanjo azy ireo teny an-dalana,+ ary ny namonjen’i Jehovah azy ireo na teo aza izany.+
8 Ary notantarain’i Mosesy tamin-drafozany izay rehetra nataon’i Jehovah tamin’i Farao sy Ejipta noho ny amin’ny Israely,+ mbamin’ny fahoriana rehetra nanjo azy ireo teny an-dalana,+ ary ny namonjen’i Jehovah azy ireo na teo aza izany.+