Salamo 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Noho ny haben’ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Dia hiditra ao an-tranonao aho,+Ary hiankohoka manandrify ny tempolinao masina, noho ny fahatahorana anao.+
7 Noho ny haben’ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Dia hiditra ao an-tranonao aho,+Ary hiankohoka manandrify ny tempolinao masina, noho ny fahatahorana anao.+