Salamo 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hiravoravo kosa izay rehetra mialoka aminao,+Ka hihoby mandritra ny fotoana tsy voafetra.+Hosakananao izay manatona hamely azy,Ary hifaly aminao ny olona tia ny anaranao.+
11 Hiravoravo kosa izay rehetra mialoka aminao,+Ka hihoby mandritra ny fotoana tsy voafetra.+Hosakananao izay manatona hamely azy,Ary hifaly aminao ny olona tia ny anaranao.+