6 Ary hanao fanasambe ho an’ny firenena rehetra i Jehovah+ Tompon’ny tafika eto amin’ity tendrombohitra+ ity, dia fanasambe misy hanim-pito loha,+ fanasambe misy divay efa naotrika ela, eny, fanasambe misy hanim-pito loha sady feno tsoka,+ sy divay+ efa naotrika ela ka notantavanina.+