Isaia 65:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny hany sisa ho tavela avy aminareo dia ny anaranareo izay hampiasain’ny olom-boafidiko rehefa mianiana* izy. Ary hamono anareo tsirairay i Jehovah Tompo Fara Tampony.+ Fa ny mpanompony kosa hantsoiny amin’ny anarana hafa.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 65:15 ip-2 380-381; jv 156 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 65:15 Fandalinana, Boky 1, Faminanian’i Isaia II, p. 380-381 Mpitory, p. 156
15 Ny hany sisa ho tavela avy aminareo dia ny anaranareo izay hampiasain’ny olom-boafidiko rehefa mianiana* izy. Ary hamono anareo tsirairay i Jehovah Tompo Fara Tampony.+ Fa ny mpanompony kosa hantsoiny amin’ny anarana hafa.+