Jeremia 30:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izay rehetra tia fatratra anao no nanadino anao.+ Ary tsy ianao mihitsy no tadiaviny. Hamely anao toy ny famelin’ny fahavalo aho,+ ary hanafay anao toy ny olona lozabe,+ satria be ny fahadisoanao+ ary maro ny fahotanao.+
14 Izay rehetra tia fatratra anao no nanadino anao.+ Ary tsy ianao mihitsy no tadiaviny. Hamely anao toy ny famelin’ny fahavalo aho,+ ary hanafay anao toy ny olona lozabe,+ satria be ny fahadisoanao+ ary maro ny fahotanao.+