Fitomaniana 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mitomany be izy mandritra ny alina,+ ary mikoriana amin’ny takolany ny ranomasony.+Tsy misy amin’izay rehetra tia azy mba mampionona azy.+Nivadika taminy avokoa ny namany,+ fa lasa fahavalony.+ Fitomaniana 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nantsoiko ireo tia ahy fatratra,+ nefa namitaka ahy ireny.Ny mpisorona sy ny lahiantitra teo amiko dia niala aina tao an-tanàna,+Eny, niala aina teo am-pitadiavana zavatra hohanina mba hamelombelomana ny tenany.+
2 Mitomany be izy mandritra ny alina,+ ary mikoriana amin’ny takolany ny ranomasony.+Tsy misy amin’izay rehetra tia azy mba mampionona azy.+Nivadika taminy avokoa ny namany,+ fa lasa fahavalony.+
19 Nantsoiko ireo tia ahy fatratra,+ nefa namitaka ahy ireny.Ny mpisorona sy ny lahiantitra teo amiko dia niala aina tao an-tanàna,+Eny, niala aina teo am-pitadiavana zavatra hohanina mba hamelombelomana ny tenany.+