Jeremia 46:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia hokapain’ny fahavalo ny alany’,+ hoy i Jehovah ‘satria ala sarotra hitsofohana. Fa mbola maro noho ny valala ireny+ ka tsy hita isa.
23 Dia hokapain’ny fahavalo ny alany’,+ hoy i Jehovah ‘satria ala sarotra hitsofohana. Fa mbola maro noho ny valala ireny+ ka tsy hita isa.