Romanina 12:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aoka ny fomba fihevitrareo ny hafa hitovy amin’ny fomba fihevitrareo ny tenanareo.+ Aza manambony tena+ fa mikatsaha zavatra tsotra.+ Aoka ianareo tsy hihevi-tena ho hendry.+ Romanina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 12:16 g21.1 7; w09 15/10 4-5 Romanina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:16 Mifohaza!,No. 1 2021 p. 7 Ny Tilikambo Fiambenana,15/10/2009, p. 4-5
16 Aoka ny fomba fihevitrareo ny hafa hitovy amin’ny fomba fihevitrareo ny tenanareo.+ Aza manambony tena+ fa mikatsaha zavatra tsotra.+ Aoka ianareo tsy hihevi-tena ho hendry.+