Efesianina 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fantatrareo mantsy, eny, takatrareo fa samy tsy manana lova ao amin’ny fanjakan’i Kristy sy Andriamanitra, na ny mpijangajanga+ na ny olona mpanaraka fanao maloto na ny olona manana faniriana tsy mety afa-po,+ izany hoe mpanompo sampy.+ Efesianina Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 5:5 lff lesona 40; w01 15/6 6; w90 15/7 31 Ephesianina Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:5 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 40 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/6/2001, p. 615/7/1990, p. 3115/12/1987, p. 16-17
5 Fantatrareo mantsy, eny, takatrareo fa samy tsy manana lova ao amin’ny fanjakan’i Kristy sy Andriamanitra, na ny mpijangajanga+ na ny olona mpanaraka fanao maloto na ny olona manana faniriana tsy mety afa-po,+ izany hoe mpanompo sampy.+
5:5 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 40 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/6/2001, p. 615/7/1990, p. 3115/12/1987, p. 16-17