-
2 Petera 3:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Niresaka momba izany zavatra izany mantsy izy, toy ny hita ao amin’ny taratasy rehetra nosoratany. Ao amin’ireny anefa dia misy zavatra saro-takarina, izay aolan’ny olona kely fahalalana sy tsy miorina tsara, tahaka ny anolanany ny andininy hafa ao amin’ny Soratra Masina,+ ka mahatonga fandringanana ho an’ny tenany.
-