FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Septambra p. 5
  • Tsy Nisy Navelany ho Verivery Fotsiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tsy Nisy Navelany ho Verivery Fotsiny
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Miezaha ho Mpiasa Tena Mahay
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Ampiasao Amim-pahendrena Ireo Boky sy Gazetintsika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
  • Manao Ahoana ny Fandrosoan’ny Asa any Warwick?
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2016
  • Fomba fampiseho ny vaovao tsara — Amin’ny fampiasana ireo zavatra vita an-tsorat
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Septambra p. 5
Foibe any Warwick, New York

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Tsy Nisy Navelany ho Verivery Fotsiny

Nanao fahagagana i Jesosy, ka afaka nanome sakafo ho an’ny lehilahy 5 000, ankoatra ny zaza amam-behivavy. Hoy izy tamin’ny mpianany avy eo: “Angony ny sombintsombiny sisa tsy lany mba tsy hisy ho verivery fotsiny.” (Jn 6:12) Nahay nankasitraka i Jesosy, ka tsy nisy navelany ho verivery fotsiny izay nomen’i Jehovah azy.

Miezaka manahaka an’i Jesosy koa ny Filan-kevi-pitantanana ankehitriny, ka mampiasa tsara ny fanomezana avy amin’ireo rahalahy sy anabavy. Izany, ohatra, no nahatonga azy ireo nifidy tsara ny planina nampiasaina, rehefa naorina ny foibe any Warwick, New York.

INONA NO AZO ATAO MBA TSY HO VERIVERY FOTSINY NY VOLAN’NY FANDAMINANA...

  • Rahalahy manapika jiro ao amin’ny Efitrano Fanjakana

    rehefa any am-pivoriana?

  • Vavolombelon’i Jehovah iray manoratra ny anarany ao anatin’ny Baiboliny

    rehefa manafatra na mampiasa boky sy gazety ho antsika manokana? (km 5/09 3 § 4)

  • Izay taratasy mivalona tena ilainy ihany no alain’ilay rahalahy

    rehefa maka boky sy gazety hampiasaina eny amin’ny fanompoana? (mwb17.02 “Ampiasao Tsara ny Boky sy Gazety” § 1)

  • Anabavy iray mijery tsara raha liana ilay olona itoriany ka azony omena gazety

    rehefa mitory? (mwb17.02 “Ampiasao Tsara ny Boky sy Gazety” § 2, sy efajoro)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara