FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Tokony ho Karazan’olona Manao Ahoana moa Ianareo?
    Fanompoana—1995 | Aogositra
    • Izany no tao an-tsain’i Petera rehefa nampipoitra fanontaniana famakafakana iray toy izao izy: “Tokony ho karazan’olona manao ahoana moa ianareo?” Nohamafisiny ny maha-zava-dehibe ny ‘fitondran-tena masina, ny asa mampiseho fifikirana amin’Andriamanitra,

  • Tokony ho Karazan’olona Manao Ahoana moa Ianareo?
    Fanompoana—1995 | Aogositra
    • 2 Pet. 3:11

  • Tokony ho Karazan’olona Manao Ahoana moa Ianareo?
    Fanompoana—1995 | Aogositra
    • 2 Fitondran-tena masina sy ny asa mampiseho fifikirana amin’Andriamanitra: Mahafaoka asa fakan-tahaka izay mampiseho fanajana ireo fotopoto-pitsipiky ny Baiboly, ny fitondran-tena masina. (Tit. 2:7, 8). Ny Kristiana iray dia tsy maintsy manalavitra ny fitondran-tena araka an’izao tontolo izao izay ny faniriana feno fitiavan-tena sy araka ny nofo no antony manosika hanao izany. — Rom. 13:11, 14.

      3 Ny “fifikirana amin’Andriamanitra” dia lazalazaina ho “fifikiran’ny tena manokana amin’Andriamanitra, mipoitra avy ao amin’ny fo iray entanin’ny fankasitrahana lalina ny toetrany manintona”. Fomba miavaka iray anehoantsika io toetra io ny zotom-pontsika eny amin’ny fanompoana. Ny antony manosika antsika eo amin’ny fitoriana dia mihoatra lavitra noho ny fahatsapana adidy fotsiny; izy io dia mipoitra avy amin’ny fitiavana lalim-paka an’i Jehovah. (Marka 12:29, 30). Noho isika atosik’izany fitiavana izany, dia heverintsika ho fanehoana misy heviny ny fifikirantsika amin’Andriamanitra ny fanompoantsika. Koa satria tsy maintsy ho tsy mivadibadika ny fifikirantsika, dia tokony tsy hiovaova ny fandraisantsika anjara eo amin’ny asa fitoriana. Tokony ho tapany raikitra amin’ny fandaharam-potoan’ny zavatra ataontsika isan-kerinandro izy io. — Heb. 13:15.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara