FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Tokony ho Karazan’olona Manao Ahoana moa Ianareo?
    Fanompoana—1995 | Aogositra
    • 1 Mihamanakaiky ny fotoana fampamoahana ho an’ny olombelona rehetra. Antsoin’ny Baiboly hoe “ny andron’i Jehovah” izy io. Izy io no fotoana hampiharana ny didim-pitsaran’Andriamanitra eo amin’ny ratsy fanahy; izy io koa no fotoana hanafahana ny marina. Ny olona rehetra velona amin’izay fotoana izay dia hampamoahina noho ny fomba nampiasany ny fiainany. Izany no tao an-tsain’i Petera rehefa nampipoitra fanontaniana famakafakana iray toy izao izy: “Tokony ho karazan’olona manao ahoana moa ianareo?” Nohamafisiny ny maha-zava-dehibe ny ‘fitondran-tena masina, ny asa mampiseho fifikirana amin’Andriamanitra, sy ny fitadidiana tsara ao an-tsaina ny andron’i Jehovah’, ary koa ny ilana ho ‘tsy misy pentina sy tsy misy tsiny ary ao amin’ny fihavanana’. — 2 Pet. 3:11-14, NW.

  • Tokony ho Karazan’olona Manao Ahoana moa Ianareo?
    Fanompoana—1995 | Aogositra
    • 4 Ny fitadidiana “tsara ao an-tsaina” ny andron’i Jehovah dia midika ho fitanana azy io ho eo amin’ny toerana voalohany amin’ny eritreritsika isan’andro, ka tsy hanilika azy io mihitsy ho eo amin’ny toerana tsy dia manao ahoana ao amin’ny takontakona. Midika ho fitanana ny tombontsoan’ilay Fanjakana ho eo amin’ny toerana voalohany amin’ny fiainantsika, izany. — Matio 6:33.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara