FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • sn hira 44
  • Mifalia Amin’ny Asa Fijinjana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mifalia Amin’ny Asa Fijinjana
  • Mihirà ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Mahafaly ny Asa Fijinjana
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Mifalia Amin’ny Asa Fijinjana
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Manohiza Mijinja!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2001
  • Mifalia eo Am-pijinjana!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2001
Hijery Hafa
Mihirà ho An’i Jehovah
sn hira 44

Hira 44

Mifalia Amin’ny Asa Fijinjana

Endrika Sary

(Matio 13:1-23)

1. Izao no fotoam-pijinjana,

Fotoana tena miavaka.

Ny anjely no tena mpijinja,

Fa mandray anjara isika.

Kristy no modely ho antsika,

Nitory sy nafana fo.

Faly ’sika nomena tombontsoa,

Izay sarobidy tokoa.

2. Manosika antsika hitory

Ny fitiavana lalina.

Tena maika ny fijinjana,

Tsy ho ela dia hifarana.

Mpiara-miasa amin’i Jehovah

’Reo manao izany asa izany;

Handray fitahiana sy valisoa

Rehefa manompo hatrany.

(Jereo koa ny Mat. 24:13; 1 Kor. 3:9; 2 Tim. 4:2.)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara