FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • sn hira 130
  • Sarobidy ny Fiainana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Sarobidy ny Fiainana
  • Mihirà ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Sarobidy ny Fiainana
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Hahomby Tokoa Izay Ataonao
    Mihirà ho An’i Jehovah
  • Ny Fiainan’ny Mpisava Lalana
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Ny Fiainan’ny Mpisava Lalana
    Mihirà ho An’i Jehovah—Hira Vaovao
Hijery Hafa
Mihirà ho An’i Jehovah
sn hira 130

Hira 130

Sarobidy ny Fiainana

Endrika Sary

(Salamo 36:9)

1. Rano mikoriana, Siokan’ireo fody,

Zaza iray mahafatifaty, Masoandro mody.

Fahagagana ireo, Mahasondriana erỳ,

Fanomezan’ilay Raintsika be fitia.

(AVERINA ISAN’ANDININY)

Raha toa ny fiainanao ankamamianao,

Tiavo ilay nanome azy io, ary ankasitraho.

Izao no tadidio: Tsy misy toa azy io.

Ny aina tsy voavidy... Fa tena sarobidy!

2. Misy mamoy fo, Tsy te hiaina intsony,

Toy ilay vadin’i Joba, Kivy ny fony!

Fa isika kosa, Mankamamy ny aina,

Ka misaotra an’i Jehovah raha mbola miaina.

(AVERINA ISAN’ANDININY)

Raha toa ny fiainanao ankamamianao,

Tiavo koa ny namanao sady ankasitraho.

Izao no tadidio: Tsy misy toa azy io.

Ny aina tsy voavidy... Fa tena sarobidy!

(Jereo koa ny Joba 2:9; Sal. 34:12; Mpito. 8:15; Mat. 22:37-40; Rom. 6:23.)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara