FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 10/15 p. 3
  • Mamaky Baiboly Isan’andro ve Ianao?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mamaky Baiboly Isan’andro ve Ianao?
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
  • Mitovitovy Aminy
  • Fandraisan-tsoa avy Amin’ny Famakiana Isan’andro ny Baiboly
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1995
  • Milofosa Amin’ny Famakian-teny
    Mandraisa Soa avy Amin’ny Sekolin’ny Fanompoana
  • Ahoana no Handraisan-tsoa Amin’ny Famakiana Baiboly?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
  • Famakiana Baiboly​—Andraisan-tsoa Sady Mahafinaritra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2000
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
km 10/15 p. 3

Mamaky Baiboly Isan’andro ve Ianao?

Mila mamaky Baiboly isan’andro isika, raha tiantsika ny ‘hamaka tsara sy tsy ho voahozongozona amin’ny finoana.’ (Kol. 2:6, 7) Tsy maintsy misaintsaina sy mampihatra ny toro lalana ao anefa isika, mba hisy vokany amintsika izany. (Heb. 4:12; Jak. 1:22-25) Misy sosokevitra telo azo ampiharina rehefa mamaky Baiboly, ao amin’ny Josoa 1:8: 1) Vakio “andro aman’alina” ny Tenin’Andriamanitra. 2) “Saintsaino” ilay izy, izany hoe vakio milamina sady alao sary an-tsaina ilay zavatra tantaraina ao. 3) Miezaha hampihatra ‘izay rehetra voasoratra ao.’ “Hahomby izay hataonao ary hanao zavatra amim-pahendrena ianao”, raha mampihatra an’ireo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara