Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 2 Novambra
HERINANDRON’NY 2 NOVAMBRA
Hira 52 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
ia toko 1 § 14-27, famerenana p. 16 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 1 Tantara 16-20 (8 min.)
No. 1: 1 Tantara 17:15-27 (3 min. na latsaka)
No. 2: Inona Ilay Vata Misy ny Fifanekena?—Fanazavana Teny, bi12 p. 1905; w09 1/9 p. 18 (5 min.)
No. 3: Nitory Tany Amin’ireo Nosin’i Pasifika na Nisy Fanoherana Aza—jv p. 470 § 2–p. 474 § 3 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
Foto-kevitra ho an’ny volana: Aoka ianao “hamaka tsara” sy “tsy ho voahozongozona amin’ny finoana.”—Kol. 2:6, 7.
10 min: Manolora Gazety Amin’ny Volana Novambra. Lahateny misy fiaraha-midinika. Ataovy fampisehoana aloha ireo fomba fitory modely. Iaraho midinika hatramin’ny farany avy eo ireo fomba fitory ireo.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Ahoana no Nampiharantsika Azy? Lahateny misy fiaraha-midinika. Asao ny mpitory hilaza ny soa noraisiny rehefa nampihatra ny soso-kevitra tao amin’ilay lahatsoratra hoe “Hatsarao ny Fanompoanao: Ampio ny Mpianatrao mba Hazoto Hikaroka sy Handalina.” Asao izy ireo hitantara zavatra mampahery mifandray amin’izany.
Hira 140 sy Vavaka
Fampahatsiahivana: Alefaso indray mandeha aloha ny mozika, izay vao mihira ny fiangonana.