FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • sn hira 5
  • Kristy no Modelintsika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Kristy no Modelintsika
  • Mihirà ho An’i Jehovah
  • Mitovitovy Aminy
  • Kristy no Modelintsika
    Mihirà Fiderana ho An’i Jehovah
  • Hahomby Tokoa Izay Ataonao
    Mihirà ho An’i Jehovah
  • Ny Fiainan’ny Mpisava Lalana
    Mihirà Amin’ny Fo ho An’i Jehovah
  • Ny Fiainan’ny Mpisava Lalana
    Mihirà ho An’i Jehovah—Hira Vaovao
Hijery Hafa
Mihirà ho An’i Jehovah
sn hira 5

Hira 5

Kristy no Modelintsika

Endrika Sary

(Romanina 5:8)

1. Jehovah Raintsika

Dia be fitiavana,

Nomeny ’lay Zanany tena tiany.

Izy io no mofon’aina,

’Zay nampanantenaina,

Mba hiaina mandrakizay ny olony.

2. Mazotoa, hoy Kristy,

Mivavaka hatrany

Momba ny anaran’ilay Raintsika

Sy ny Fanjakany,

Izay sitrapony,

Ary ’zay ilaintsika rehetra.

3. Kristy nampianatra

Ny fahamarinana,

Ka nampahery an’ireo izay nijaly.

Koa ambarao foana

Ilay Fanjakana,

Satria ’zany no tena mahafaly.

(Jereo koa ny Mat. 6:9-11; Jaona 3:16; 6:31-51; Efes. 5:2.)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara