FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Jolay p. 8
  • Ahoana no Handaminako ny Fotoanako?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ahoana no Handaminako ny Fotoanako?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Mitovitovy Aminy
  • Fandaharam-potoana Samy Hafan’ny Mpisava Lalana Mpanampy
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1997
  • Mivoha ho Anao ve Izao ny Varavarana ho An’ny Fanompoan’ny Mpisava Lalana?
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1999
  • Ampitomboy ny Fanompoanao Mandritra ny Vanim-potoan’ny Fahatsiarovana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
  • Hanao Azy Io Indray ve Isika? — Antso Hafa Iray mba Hisian’ny Mpisava Lalana Mpa
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Jolay p. 8

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Ahoana no Handaminako ny Fotoanako?

Mpisava lalana roa mitory amin’ny lehilahy iray

Mila mahay mandamina fotoana tsara ianao rehefa manao mpisava lalana maharitra. Raha manompo adiny 18 isan-kerinandro ianao, dia efa afaka manao an’izany, nefa koa mbola afaka manao vakansy. Na sendra misy sampona koa aza, ohatra hoe marary ianao na ratsy ny andro, dia mbola ho vitanao ihany ilay izy. Miasa tapa-potoana ve ianao, sa miasa tontolo andro, sa tsy dia salama na efa be taona? Mety hanampy anao ny tabilao etsy ambany. Raha mifandamina ianareo ao an-trano, dia mety ho afaka hanao mpisava lalana maharitra ny iray aminareo, manomboka amin’ny Septambra. Ahoana raha resahina amin’ny fotoam-pivavahan’ny fianakavianareo manaraka izany?

MIASA TAPA-POTOANA

Alatsinainy

MIASA

Talata

MIASA

Alarobia

MIASA

Alakamisy

Adiny 6

Zoma

Adiny 6

Asabotsy

Adiny 4

Alahady

Adiny 2

MIASA TONTOLO ANDRO

Alatsinainy

Adiny 2

Talata

Adiny 2

Alarobia

FIVORIANA ANDAVANANDRO

Alakamisy

Adiny 2

Zoma

Adiny 2

Asabotsy

Adiny 6

Alahady

Adiny 4

TSY DIA SALAMA

Alatsinainy

MAKA AINA

Talata

Adiny 3

Alarobia

Adiny 3

Alakamisy

Adiny 3

Zoma

Adiny 3

Asabotsy

Adiny 3

Alahady

Adiny 3

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara