FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Mey p. 7
  • Aza Manaiky ho Resin’ny Tahotra Olona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Aza Manaiky ho Resin’ny Tahotra Olona
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Mitovitovy Aminy
  • Apostoly
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Nampiomanina mba Hitory na Misy Fanenjehana Aza
    I Jesosy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana
  • “Modely no Nomeko Anareo”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Inona no Manampy Antsika Handresy ny Tahotra?
    Mianara Amin’ilay Mpampianatra Lehibe
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Mey p. 7

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | MARKA 13-14

Aza Manaiky ho Resin’ny Tahotra Olona

Nahoana ny apostoly no resin’ny tahotra olona?

14:29, 31

  • Natoky tena loatra izy ireo. Nieritreritra mihitsy aza i Petera hoe tsy hivadika amin’i Jesosy izy na dia hivadika aza ny apostoly hafa

    Petera mandà an’i Jesosy

14:32, 37-41

  • Nisy fotoana izy ireo tsy niambina sady tsy nivavaka

    Jesosy mivavaka fa ny apostoly kosa matory

Nisy nanohitra ny apostoly, taorian’ny nananganana an’i Jesosy tamin’ny maty. Tsy resin’ny tahotra olona intsony anefa izy ireo fa nitory foana. Inona no nanampy azy ireo?

13:9-13

  • Narahiny ny fampitandreman’i Jesosy. Vonona tsara àry izy ireo rehefa nisy nanohitra sy nanenjika

  • Niantehitra tamin’i Jehovah izy ireo ary nivavaka.—As 4:24, 29

    Petera sy Jaona eo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy

Rahoviana no mety ho sarotra amintsika ny maneho herim-po?

Vehivavy Vavolombelona marary any amin’ny hopitaly ary miresaka amin’ny dokotera, ankizy Vavolombelona ao an-dakilasy tsy manao hiram-pirenena, Vavolombelona nahazo fanasana hanatrika fety ho an’ny mpiara-miasa
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara