FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Septambra p. 4
  • Tena Ilaina ny Finoana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tena Ilaina ny Finoana
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Miezaha Hanana Toetra Tsara: Finoana
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Loha Hevitra ato Anatiny
    Mifohaza!—2022
  • Miezaha Hangoraka Hoatran’i Jesosy
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • “Andriamanitra Tsy Nanome Antsika Toe-tsaina Kanosa”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Septambra p. 4

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | HEBREO 11

Tena Ilaina ny Finoana

11:1, 6, 33-38

Nahoana no afaka manampy anao ny finoana raha mitranga ireto?

  • Mpiandraikitra ny faritra iray any Afrika manoratra tatitra eo amin’ny toerana ilasiany

    Nahazo fanendrena sarotra ianao.—He 11:8-10

  • Fianakaviana nidonam-pahoriana mijoro manodidina ny vatam-paty iray

    Maty ny olona akaiky anao.—He 11:17-19

  • Fianakaviana vitsivitsy miara-mianatra Baiboly any ambany lakaly mandritra ny fahoriana lehibe

    Manakantsakana ny fanompoantsika ny manam-pahefana.—He 11:23-26

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara