FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Janoary p. 4
  • Ratsy Be ny Vokatr’ilay Lainga Voalohany

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ratsy Be ny Vokatr’ilay Lainga Voalohany
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Efa Nisy Nandainga Taminao Ve?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
  • “Hohamasinina Anie ny Anaranao!”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2020
  • Ny Marina Momba ny Fandaingana
    Mifohaza!—1997
  • Ny Fampianarana Araka An’Andriamanitra sy Ireo Fampianaran’ny Demonia
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1994
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Janoary p. 4

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 3-5

Ratsy Be ny Vokatr’ilay Lainga Voalohany

3:1-6, 15-19

Sary: 1. Satana mampiasa bibilava mba hiresahana amin’i Eva. 2. Adama sy Eva efa antitra sady osa. 3. Olona maromaro niaina tamin’ny fotoana samihafa, nanomboka tamin’i Adama sy Eva hatramin’ny androntsika. Avy amin’ny fiaviana sy kolontsaina samihafa izy ireo.

Namitaka ny olona foana i Satana, nanomboka tamin’ilay fotoana nandaingany tamin’i Eva. (Ap 12:9) Nahoana ireto lainga aelin’i Satana ireto no misakana ny olona tsy hifandray amin’i Jehovah?

  • Tsy misy izany Andriamanitra izany

  • Telo izay iray Andriamanitra ary saro-pantarina

  • Tsy manana anarana Andriamanitra

  • Mampijaly olona mandrakizay any amin’ny afobe Andriamanitra

  • Sitrapon’Andriamanitra daholo izay zavatra rehetra mitranga

  • Tsy miraharaha ny olombelona Andriamanitra

Inona no tsapanao rehefa maheno an’ireo lainga aelin’i Satana ireo ianao?

Inona no azonao atao mba hanaporofoana fa diso ireo zavatra lazain’i Satana momba an’Andriamanitra?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara