FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Mey p. 4
  • Tsy Nanary An’i Josefa Mihitsy i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tsy Nanary An’i Josefa Mihitsy i Jehovah
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Manampy Anao Hahomby i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
  • “Hataoko Ahoana ny Hanao Izany Ratsy Lehibe Izany?”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
  • Josefa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Nanafaka An’i Josefa i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Mey p. 4
Josefa migadra any Ejipta.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | GENESISY 38-39

Tsy Nanary An’i Josefa Mihitsy i Jehovah

39:1, 12-14, 20-23

Niatrika zava-tsarotra maro i Josefa. Na izany aza, dia “nataon’i Jehovah nahomby avokoa izay nataony.” Nataon’i Jehovah koa izay “hahazoany sitraka tamin’ny lehiben’ny fonja.” (Ge 39:2, 3, 21-23) Inona no azontsika ianarana avy amin’io tantara io?

  • Tsy hoe tsy ankasitrahan’i Jehovah akory isika matoa miatrika olana.​—Sl 34:19

  • Tokony hiezaka hijery isika hoe inona avy ny fitahiana omen’i Jehovah antsika, ary hiezaka hankasitraka an’izany.​—Fi 4:6, 7

  • Tokony hiantehitra amin’i Jehovah isika rehefa mila fanampiana.​—Sl 55:22

Sary: 1. Rahalahy iray migadra ary mamaky taratasy avy amin’ny fianakaviany. 2. Rahalahy iray marary any amin’ny hopitaly.
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara