FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Septambra p. 2
  • “Aza Manaraka ny Maro”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Aza Manaraka ny Maro”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Tahin’i Jehovah Ilay Vahoaka Be Tsy Tambo Isaina
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Tokony ho Vonona Hamela Heloka Isika
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
  • Ny resadresa-poana sarotra toherina — Nahoana?
    Mifohaza!—1992
  • Vahoaka Be Tsy Tambo Isaina
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Septambra p. 2
Lehilahy sy vehivavy mijery vaovao amin’ny telefaonina sy amin’ny efijery lehibe eny amin’ny toerana be olona.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EKSODOSY 23-24

“Aza Manaraka ny Maro”

23:1-3

Nampitandreman’i Jehovah ny vavolombelona sy ny mpitsara, mba tsy hanaiky hotaomin’ny maro hilaza zavatra tsy marina na hamoaka didim-pitsarana tsy ara-drariny. Azo ampiharina amin-javatra hafa koa anefa io toro lalana io. Miezaka foana mantsy ity tontolo ity mba hanery ny Kristianina hanaraka ny fomba fisainany sy ny fanaony.—Ro 12:2.

Nahoana no tsy mety ny manaraka ny maro rehefa...

  • maheno tsaho na fosafosa?

  • mifidy akanjo, taovolo, na fialam-boly?

  • mieritreritra momba ny olona tsy mitovy fiaviana, na kolontsaina, na fari-piainana aminao, sy rehefa mifandray amin’izy ireo?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara