FANAZAVANA MAHALIANA
Biby Resahin’ny Baiboly
Nilazana toetra ratsy sy olona ratsy fanahy ny hoe osy. (Za 10:3; Mt 25:33) Mifanitsy amin’ny osilahy natao sorona koa anefa ny soron’i Kristy (He 9:12)
Ho mora kokoa ny hidiran’ny rameva ao amin’ny vodifanjaitra noho ny hidiran’ny mpanankarena ao amin’ilay Fanjakana, araka ny fanoharan’i Jesosy (Lk 18:25)
Manalavitra an’izay toerana misy olona ny ampondradia. Niara-nitoetra tamin’izy ireny i Nebokadnezara tamin’izy adala nandritra ny fito taona (Da 5:21)