FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Ankiben-tanana”
  • Ankiben-tanana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ankiben-tanana
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Rantsantongotra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Fametrahana Mpisorona eo Amin’ny Toerany
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Arona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Ankiben-tanana”

ANKIBEN-TANANA

Ilay rantsana afaka mikasika an’ireo rantsana hafa eo amin’iny tanana misy azy iny ihany. Tsy mahavita mandray zavatra na manao asa maro ilana fitandremana ny olona raha tsy eo ny ankibe, izay mihataka amin’ireo rantsana hafa. Fahiny, dia notapahina ny ankiben-tanan’ny babo sy ny ankiben-tongony indraindray, mba tsy hahafahany hanao miaramila intsony.​—Mpts 1:6, 7.

Midika hoe ankibe fotsiny ilay teny hebreo hoe bôhen. Nampiana hoe tanana na tongotra foana izy io mba ho voafaritra tsara. Miresaka momba ny ankiben-tongotra foana ny Soratra Masina isaky ny miresaka momba ny ankiben-tanana.​—Ek 29:20; Le 14:14, 17, 25, 28.

Nisy ondrilahy natao sorona mba hametrahana an’i Arona sy ny zanany lahy ho mpisorona. Nakan’i Mosesy ny ran’ilay ondry ary nataony teo amin’ny ravintsofin’i Arona ankavanana sy ny ankiben-tanany ankavanana ary ny ankiben-tongony ankavanana. Nataony toy izany koa ny tsirairay tamin’ireo zanakalahin’i Arona. (Le 8:23, 24) Manana heviny an’ohatra ilay ra teo amin’ny ankiben-tanana ankavanana. Midika izy io hoe tokony hamita ny andraikiny araka izay tsara indrindra vitany ilay mpisorona.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara