FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Beti-markabota”
  • Beti-markabota

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Beti-markabota
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Madmana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hazara-sosa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Kalesy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tanàna Fanatobiana Kalesy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Beti-markabota”

BETI-MARKABOTA

(Bèti-markabòta) [Tranon’ny Kalesy].

Anisan’ny tanànan’i Simeona tafiditra tao amin’ny tanin’ny fokon’i Joda. (Js 19:1, 5; 1Ta 4:31) Madmana fa tsy Beti-markabota anefa no hita ao amin’ny Josoa 15:31, izay andininy ahitana koa an’ireo tanàna nomena ho an’i Joda tany am-boalohany. Raha i Madmana ihany no Beti-markabota, dia taiza no nisy azy io? Toa teo amin’ny lalambe avy any Beri-sheba mankany Jerosalema sy mankany an-toeran-kafa tany avaratra. Mety ho anarana hafa niantsoana an’i Madmana àry ny hoe Beti-markabota. Tanàna voatanisa aorian’i Beti-markabota i Hazara-sosa (na Hazara-sosima), izay midika hoe “Tokotanin’ny (Tanàna Kelin’ny) Soavalivavy (na Soavaly).” Misy milaza fa fitobian’ny soavaly sy kalesy nivezivezy tany Palestina sy Ejipta fahiny ireo tanàna ireo. Fitondra miady koa ireo kalesy (Mpts 1:19), ka mety ho tanàna voaro mafin’ny Kananita i Beti-markabota. Mety ho avy tao àry no niainga ireo kalesin’ady fitondra miady rehefa hankany amin’ny lemak’i Beri-sheba.​—Jereo MADMANA No. 2.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara