FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Tomboka Amin’ny Vy Mahamay”
  • Tomboka Amin’ny Vy Mahamay

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tomboka Amin’ny Vy Mahamay
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Miorena mafy ao amin’ny fahafahana kristiana!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
  • Marika
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Fantatrao Ve?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
  • Mpanompo, Andevo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Tomboka Amin’ny Vy Mahamay”

TOMBOKA AMIN’NY VY MAHAMAY

Ny andevon’ny firenena mpanompo sampy sasany no notombohina kisarisary samihafa tamin’ny vy mahamay. ‘Tomboka amin’ny vy mahamay [heb.: ki] no ho solon’ny hatsaran-tarehin’ny’ vehivavy niavonavona tao Joda, hoy i Jehovah, rehefa baboin’ny fahavalo sy lasa andevony izy ireo.​—Is 3:24.

Notombohin’ny mpanompo teo amin’ny vatany ny anarana na sary na marika famantarana ny sampiny, ho porofon’ny fandavan-tenany ho azy io. Noraran’ny Lalàna ny manimbanimba ny vatana. (Le 19:28) Ny hany azo natao dia ny nitevika ny sofin’ny mpanompo naniry an-tsitrapo hanompo ny tompony “mandritra ny fotoana tsy voafetra.”​—De 15:16, 17.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara