FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Abiba”
  • Abiba

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Abiba
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Nisana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Kalandrie
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Fantatrao Ve?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2022
  • Fijinjana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Abiba”

ABIBA

(Abìba) [Salohy Maitso].

Volana voalohany tamin’ny kalandrie ara-pivavahana jiosy, fa fahafito kosa tamin’ny kalandrie tsy ara-pivavahana (Ek 13:4; 23:15; 34:18; De 16:1), ary mifanitsy amin’ny faramparan’ny Martsa sy voalohandohan’ny Aprily.

“Salohy maitso” no dikan’ny hoe Abiba. Efa masaka ny salohim-bary tamin’izay, saingy mbola nalemy. (Ampit. Le 2:14.) Nojinjaina tamin’io volana io ny vary orza, ary herinandro vitsivitsy taorian’izay ny varimbazaha. Nanomboka koa ny orana faramparany na oran-dohataona, ka tondraka ny Reniranon’i Jordana. (Js 3:15) Nasain’i Jehovah natao volana voalohany tamin’ny taona ara-pivavahana ny Abiba, rehefa nafahana avy tany Ejipta ny Israelita. (Ek 12:1, 2; 13:4) Novana ho Nisana ny anaran’izy io, taorian’ny sesitany tany Babylona.​—Jereo NISANA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara