FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 10/12 p. 5
  • Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
km 10/12 p. 5

Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana

Hodinihina amin’ny Sekolin’ny Fanompoana ireto fanontaniana ireto, ny herinandron’ny 29 Oktobra 2012. Natao eo koa ny daty andinihana an’ilay fanontaniana, mba ho afaka hanao fikarohana ianao rehefa manomana isan-kerinandro.

1. Manondro inona ilay alitara tao amin’ny fahitan’i Ezekiela? (Ezek. 43:13-20) [10 Sept., w07 1/8 p. 10, feh. 4]

2. Manondro inona ilay rano tao amin’ny fahitan’i Ezekiela? (Ezek. 47:1-5) [17 Sept., w07 1/8 p. 11, feh. 2]

3. Inona no fantatsika momba an’i Daniela rehefa mamaky ny Daniela 1:8 isika? [24 Sept., dp p. 33-34, feh. 7-9; p. 36-37, feh. 16]

4. Manondro inona ilay hazo goavam-be tao amin’ny nofin’i Nebokadnezara? (Dan. 4:10, 11, 20-22) [1 Okt., w07 1/9 p. 18, feh. 5]

5. Inona no ianarantsika momba ny vavaka, ao amin’ny Daniela 9:17-19? [8 Okt., w07 1/9 p. 20, feh. 5-6]

6. Inona ilay fifanekena mbola nanan-kery hatramin’ny faran’ireo 70 herinandron-taona, izany hoe tamin’ny taona 36? (Dan. 9:27) [8 Okt., w07 1/9 p. 20, feh. 4]

7. Nilaza tamin’i Daniela ny anjely iray fa nanohitra azy ny “andrianan’ny fanjakan’i Persa.” Inona no zavatra fantatsika avy amin’izany? (Dan. 10:13) [15 Okt., w11 1/9 p. 8, feh. 1, 2]

8. Inona no faminaniana ao amin’ny Daniela 11:20 tanteraka tamin’ny Mesia? [15 Okt., dp p. 232-233, feh. 5-6]

9. Inona no vokany raha misotro toaka be loatra ny olona iray? (Hosea 4:11) [22 Okt., w10 1/1 p. 4-5]

10. Inona no lesona lehibe ianarantsika ao amin’ny Hosea 6:6? [22 Okt., w07 15/9 p.16, feh. 8; w05 15/11 p. 24, feh. 11-12]

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara