Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 29 Oktobra
HERINANDRON’NY 29 OKTOBRA
Hira 13 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 28 § 16-22 (30 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Hosea 8-14 (10 min.)
Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana (20 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
15 min: “Mahasoa Antsika ny Fisian’ny Andia-mpitory.” Fanontaniana sy valiny. Rehefa mandinika ny efajoro eo amin’ny pejy 6, dia manadinadìna mpitory iray, izay manome ny tranony mba hanaovana fivoriana alohan’ny fanompoana. Asaivo resahiny vetivety ireto: Inona no fanomanana ataony amin’ny tranony, alohan’ny hanombohan’ilay fivoriana isan-kerinandro? Nahoana izy no faly hoe misy fivoriana alohan’ny fanompoana ao an-tranony?
15 min: “Fomba Dimy Ahitana Fampianarana Baiboly.” Fanontaniana sy valiny. Rehefa avy mandinika ny fehintsoratra 6, dia asao ireo efa nitarika fampianarana Baiboly mandroso mba hilaza ny fifaliana tsapany.
Hira 122 sy Vavaka