FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Aprily p. 8
  • Ezaka Manokana Hizarana Fanasana Fivoriambe

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ezaka Manokana Hizarana Fanasana Fivoriambe
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • NY TSARA HOTADIDINA
  • AHOANA NO HANOLORANA AN’ILAY IZY?
  • AHOANA NO ATAO RAHA LIANA ILAY OLONA?
  • Asao Foana ny Olona
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
  • Fanasana Manokana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
  • Ezaka Manokana Ahitam-bokatra
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
  • Ezaka Manokana Manomboka Amin’ny 17 Martsa
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Aprily p. 8

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

Ezaka Manokana Hizarana Fanasana Fivoriambe

Rahalahy iray mijoro eo akaikin’ny tabilao misy kodiarana, ary mitory amin’ny lehilahy iray

Tsy andrintsika foana isan-taona ny hahazo an’ireo sakafo ara-panahy any amin’ny fivoriamben’ny vondrom-paritra. Hanasa olona be dia be araka izay vitantsika àry isika, satria mba tiantsika hanandrana koa izy ireo ka hahita fa tsara i Jehovah. (Sl 34:8) Ny anti-panahy no hiara-hanapa-kevitra hoe inona ny hevitra tena tsara hizarana ny fanasana.

NY TSARA HOTADIDINA

  • Oviana ny fivoriambenay?

  • Oviana ny fiangonanay no manomboka mizara fanasana?

  • Isaky ny inona no misy fivoriana alohan’ny fanompoana?

  • Inona ny tanjoko amin’ity ezaka manokana ity?

  • Iza avy no eritreretiko hasaina?

AHOANA NO HANOLORANA AN’ILAY IZY?

Fanasana Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2016

Rehefa avy miarahaba an’ilay olona ianao, dia afaka milaza hoe:

“Mizara an’ity fanasana ity izahay, satria misy fivoriambe atao maneran-tany, tianay hanasana ny olona rehetra. Efa voasoratra ato ny daty sy ny ora ary ny toerana hanaovana an’ilay izy. Faly izahay raha mba tonga ianao amin’io.”

AHOANA NO ATAO RAHA LIANA ILAY OLONA?

Mifohaza! No. 2 2016 | Boky Tsara Fotsiny ve ny Baiboly?

Marina fa ny olona rehetra no tiantsika hasaina. Tsara anefa raha mba jerentsika manokana izay hita hoe liana.

Afaka manolotra gazety koa ianao, miaraka amin’ilay fanasana, rehefa faran’ny herinandro.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara