-
Genesisy 43:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Dia hoy ilay lehilahy: “Tsy maninona izany, fa aza matahotra! Ilay Andriamanitrareo sy Andriamanitry ny rainareo no nametraka harena tao anaty goninareo. Fantatro hoe efa nandoa vola ianareo.” Taorian’izay dia navoakany teo amin’izy ireo i Simeona.+
-