8-14 SEPTAMBRA
OHABOLANA 30
Hira 136 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. “Aza Atao Mahantra Aho, Nefa Aza Atao Manankarena Koa”
(10 min.)
Tena ho sambatra ianao raha matoky an’i Jehovah fa tsy ny harena (Oh 30:8, 9; lff 37:2)
Tsy mety mianina amin’izay ananany mihitsy ny olona tsy mety afa-po (Oh 30:15, 16; w87 15/8 30 § 8)
Afaka manampy anao tsy hitrosatrosa fahatany sy tsy hanahy be loatra ny torolalan’ny Baiboly (Oh 30:24, 25; w24.09 37:14)
AZO ATAO FOTOAM-PIVAVAHAN’NY FIANAKAVIANA: Diniho hoe ahoana ny fiheveranareo tsirairay ny resaka vola.—w24.06 24:18.
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Oh 30:26—Inona no ianarantsika avy amin’ny bitrom-bato? (w09 15/4 17 § 11-13)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Teny
4. Miresadresaha Aloha
(4 min.) ISAN-TRANO. Ampiasao Ny Tilikambo Fiambenana No. 1 2025 mba hanombohana resadresaka. (lmd 1:3)
5. Rehefa Miverina Mitsidika
(4 min.) AMPAHIBEMASO. (lmd 9:3)
6. Hazavao ny Zavatra Inoanao
(4 min.) Lahateny. lff 37:2-3—Foto-kevitra: Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Vola? (th 7)
Hira 80
7. Tandremo sao Voafitaky ny Fiadanana Tsy Tena Izy!—Chibisa Selemani
(5 min.) Fiaraha-midinika.
Alefaso ilay VIDEO. Iaraho midinika ity avy eo:
Lasa sambatra sy niadan-tsaina ny Rahalahy Selemani rehefa nandray fanapahan-kevitra tsara. Inona no ianaranao avy amin’ny tantarany?
8. Zava-bitan’ny Fandaminana tokony halefa amin’ity volana Septambra ity
(10 min.) Alefaso ilay VIDEO.
9. Fianarana Baiboly
(30 min.) lff 5:5-6