Genesisy 7:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa fito andro sisa dia hampilatsaka orana+ eny ambonin’ny tany aho, mandritra ny 40 andro sy 40 alina.+ Ary haringako tsy hisy eny ambonin’ny tany ny zavamananaina rehetra nataoko.”+ 1 Petera 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
4 Fa fito andro sisa dia hampilatsaka orana+ eny ambonin’ny tany aho, mandritra ny 40 andro sy 40 alina.+ Ary haringako tsy hisy eny ambonin’ny tany ny zavamananaina rehetra nataoko.”+