- 
	                        
            
            Genesisy 45:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        10 Mahazo mipetraka ao Gosena ianao,+ dia mba eo akaikiko eo foana ianao, sy ny zanaka aman-jafinao, sy ny ondrinao, sy ny ombinao, ary izay rehetra anananao. 
 
- 
                                        
- 
	                        
            
            Eksodosy 1:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        8 Tatỳ aoriana, dia nisy mpanjaka vaovao tany Ejipta, ary tsy nahalala an’i Josefa izy io. 
 
-