- 
	                        
            
            Nomery 24:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        17 Hahita azy aho, nefa tsy izao dia izao, Hahatazana azy aho, nefa tsy ho ato ho ato. 
 
- 
                                        
- 
	                        
            
            2 Samoela 2:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        4 Ary tonga ireo lehilahy anisan’ny fokon’i Joda, ka tao izy ireo no nanosotra an’i Davida ho mpanjakan’ny taranak’i Joda.+ Dia nisy niteny tamin’i Davida hoe: “Ireo lehilahy any Jabesi-gileada no nandevina an’i Saoly.” 
 
-