- 
	                        
            
            Deoteronomia 33:18, 19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        18 Hoy izy momba an’i Zebolona:+ “Mifalia, ry Zebolona, noho ny varotra ataonao any ivelany, Ary ianao, ry Isakara, mifalia ao an-tranolainao.+ 19 Hantsoin’izy ireo ho any an-tendrombohitra ny vahoaka, Ka any izy ireo no hanao sorona araka ny fahamarinana. Fa haka amin’ny* harem-be any an-dranomasina izy ireo, Sady haka amin’ny harena miafina ao amin’ny fasika.” 
 
-