Genesisy 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Genesisy 21:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy Andriamanitra tamin’i Abrahama: “Aza atao mahasosotra anao ny tenin’i Saraha taminao momba an’ilay zanakao sy ny mpanompovavinao. Henoy izy,* satria ho avy amin’i Isaka ilay hantsoina hoe taranakao.+ Genesisy 28:13, 14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Romanina 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary tsy hoe zanaka daholo izy ireo satria hoe taranak’i Abrahama.+ Voasoratra anefa hoe: “Ho avy amin’i Isaka ilay hantsoina hoe taranakao.”+ Galatianina 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
12 Dia hoy Andriamanitra tamin’i Abrahama: “Aza atao mahasosotra anao ny tenin’i Saraha taminao momba an’ilay zanakao sy ny mpanompovavinao. Henoy izy,* satria ho avy amin’i Isaka ilay hantsoina hoe taranakao.+
7 Ary tsy hoe zanaka daholo izy ireo satria hoe taranak’i Abrahama.+ Voasoratra anefa hoe: “Ho avy amin’i Isaka ilay hantsoina hoe taranakao.”+