-
Genesisy 35:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ary hoy i Jakoba tamin’ny ankohonany sy izay rehetra niaraka taminy: “Ario ny andriamani-kafa any aminareo,+ ary diovy ny tenanareo, dia soloy ny akanjonareo. 3 Dia andao isika hiakatra any Betela. Any aho no hanao alitara ho an’ilay tena Andriamanitra. Nihaino ahy tamin’ny andro fahoriako izy sady nanampy ahy foana na taiza na taiza* nalehako.”+
-