- 
	                        
            
            Genesisy 26:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
15 Dia naka tany ny Filistinina ka nototofany ny lavadrano rehetra efa nolavahan’ny mpanompon’i Abrahama rain’i Isaka fony fahavelony.+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Genesisy 26:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
20 Nifamaly tamin’ny mpiandry ondrin’i Isaka anefa ny mpiandry ondry tao Gerara, ka nilaza hoe: “Anay io rano io!” Dia nataon’i Isaka hoe Eseka* ny anaran’ilay lavadrano, satria nifamaly taminy izy ireo.
 
 -