-
Genesisy 25:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Ary 40 taona i Isaka tamin’izy nanambady an’i Rebeka, zanakavavin’i Betoela+ Aramianina avy any Padana-arama, sady anabavin’i Labana Aramianina.
-
-
Genesisy 29:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Rehefa hitan’i Jakoba i Rahely zanakavavin’i Labana anadahin-dreniny, sy ny ondrin’i Labana, dia tonga dia nanatona izy ka nanakodia an’ilay vato hiala amin’ny vavan’ny lavadrano. Dia nampisotroiny rano ny ondrin’i Labana anadahin-dreniny.
-