- 
	                        
            
            Genesisy 37:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
26 Dia hoy i Joda tamin’ny rahalahiny: “Inona moa ny soa ho azontsika, raha vonointsika+ ny rahalahintsika dia tsy miteniteny isika?
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Genesisy 44:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
18 Ary nanatona azy i Joda ka niteny hoe: “Mitalaho aminao aho, tompoko ô! Mba avelao, tompoko, hiteny kely eto anatrehanao izaho mpanomponao, ary aza tezitra amin’ny mpanomponao. Hoatran’i Farao ihany mantsy ianao.+
 
 -