- 
	                        
            
            Genesisy 32:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
5 dia lasa nanana omby sy ampondra sy ondry sy mpanompolahy ary mpanompovavy.+ Maniraka olona hampahafantatra an’izany aminao aho tompoko, amin’izay aho mba hankasitrahanao.”’”
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Genesisy 36:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
6 Tatỳ aoriana, dia nentin’i Esao ny vadiny, ny zanany lahy, ny zanany vavy, ny olona rehetra tao an-tranony, ny biby fiompiny, ny bibiny hafa rehetra, ary ny fananana rehetra voangony+ tany Kanana, ka lasa izy nankany an-tany hafa, niala lavitra an’i Jakoba rahalahiny.+ 7 Lasa betsaka loatra mantsy ny fananan’izy mirahalahy, ka tsy afaka niara-nonina izy ireo. Tsy antonona azy ireo intsony ilay tany nipetrahany,* satria be dia be ny biby fiompiny.
 
 -