-
Genesisy 36:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ireto no zanakalahin’i Regoela zanak’i Esao: Nahata Lehibem-poko, Zera Lehibem-poko, Sama Lehibem-poko, ary Miza Lehibem-poko. Ireo no lehibem-poko avy tamin’i Regoela tany Edoma.+ Ireo no taranak’i Basemata vadin’i Esao.
-