Genesisy 25:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia hoy i Esao tamin’i Jakoba: “Mba omeo amin’io* lantihy mena io* aho! Haingana fa reraka be* aho!” Izany no nahatonga ny anarany hatao hoe Edoma.*+ Genesisy 36:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nipetraka tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Seira+ i Esao. I Esao no Edoma.+
30 Dia hoy i Esao tamin’i Jakoba: “Mba omeo amin’io* lantihy mena io* aho! Haingana fa reraka be* aho!” Izany no nahatonga ny anarany hatao hoe Edoma.*+