Genesisy 45:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy ianareo àry no nandefa ahy tatỳ fa Andriamanitra. Tiany hotendrena ho lehiben’ny mpanolo-tsain’i* Farao mantsy aho, sady hanam-pahefana amin’ny ao an-tranony rehetra ary ho mpitondra an’i Ejipta manontolo.+ Genesisy 49:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
8 Tsy ianareo àry no nandefa ahy tatỳ fa Andriamanitra. Tiany hotendrena ho lehiben’ny mpanolo-tsain’i* Farao mantsy aho, sady hanam-pahefana amin’ny ao an-tranony rehetra ary ho mpitondra an’i Ejipta manontolo.+