- 
	                        
            
            Eksodosy 25:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
2 “Ilazao ny vahoakan’Israely mba hitondra fanomezana ho ahy. Avy amin’ny olona rehetra atosiky ny fony no handraisanareo an’izany fanomezana izany.+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            2 Korintianina 8:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
12 Fa raha vonona hanome ny olona iray, dia tena ankasitrahana izany raha araka izay ananany,+ fa tsy araka izay tsy ananany.
 
 -